Listen

Description

Podcast Anay Mitsam - Episode 13 - ColombeS Ran

Miresaka amin'i ColombeS Ran izahay roa lahy androany. Izy no mpihira avy any Madagasikara, sady mandalo any Etazonia izy izao mitady fahafahana mampandroso an'izay maha-mpihira an'azy. Efa nihaona tamin'i Simon Cowell izy (izay mpitsara malaza amin'ny emission America's Got Talent). Mazotoa mijery sy mihaino ny podcast amin'izay ary!

ColombeS Ran: https://www.facebook.com/ColombeSRanmusic/

SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy

Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!
Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️

App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast

FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬

💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/

📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/