Listen

Description

Podcast Anay Mitsam - Episode 11 - Farahlonewolfe

Sarotra ve ny fiainan'ny vehivavy mahaleo tena any Madagasikara? Ary mety ho vitsy ny vehivavy Malagasy izay afaka miteny hoe anisan'ny fialam-boly tiany ny mitondra moto, fa anisany tsara mihitsy i Farah. Izy no olona tia mandehandeha mitondra moto eraky ny Madagasikara mahita ny fiainam-pirenena. Hita taratra amin'ny tatoazy ny traikefa nandalovany, ka raha tafahoana amin'azy dia ho tantarainy aminao. Izay fa dia mazotoa mihaino sy mijery e!


Farahlonewolf: ⁠https://www.instagram.com/farah_lone_wolf/

SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy

Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!
Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️

App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast

FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬

💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/

📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/