Nahoana no ianarana ny Baiboly?
Tsy misy vanim-potoana mitovy amin'ny antsika. Fizarana faharoa: Sekoly Sabata.
Araho tsy tapaka ny fianarana Baiboly atolotry ny Ambasadaoro Kolejy eto amin'ny Fiangonan'Andriamanitra Miray, vondrom-paritra Afrika atsinanana. Azonao arahina ao amin'ny Canvas koa ny fianarana rehetra. Manorata aminay raha maniry hanaraka izany ianao.