Eny teny tsy mbola misy izany fa niniako noforonona mihitsy. Teny roa natambatra EGLISE + IDOLÂTRIE.
Rehefa ny Trano Fiangonana na ny rafi piangonana no lasa sakana tsy hahitana AN'ANDRIAMANITRA Dia Tonga sampy mihitsy.
Fa inona mihitsy no Zavatra mitranga amin'izao mahatonga ahy milaza izany ?