Listen

Description

Ity catéchisme d'adulte ity dia ho famaliana ny fanontaniana napetrak'i Koto Lilahimahitsoambo tamin'ny fitantarany ny zavatra nitranga taminy nilazany hoe : fahagagagana sa kisendrasendra ny nifanenany tamina fianakaviana iray izay nanampy azy tamin'ny fotoana namparary ny zanany. Nanontany moa izy tamin'izay fotoana izay hoe :

Araka izany :