Tongotra vakivaky izy sady maharary no mahamenatra, kanefa na izany na tsy izany, tsy maintsy horesahina satria tafiditry ny "Virus" n'iretsy olon-dratsy izay tsy mianina intsony manao ny ataony. Efa noresahintsika hatrizay teto fa tena manafika mihitsy eo @ sehatry ny fivavahana mihitsy aza.
Hialako tsiny mialoha @ izay mety ho sahirana @ izay zavatra horesahiko satria horesahana @ zany ny tranga PEDOPHILIE eo anivon'ny Fiangonana, ny fanararaotana ara nofo ataon'ireo mpitarika, ny famitahana ny mpivavaka hahazoana ny volany, ampiasiana daholo izao karazana anarana hafahafa izao hamitahana ny olona toy ity rangahy eto ambany ity milaza azy ho "Général de Dieu" sns....