Listen

Description

Hatrizay ka hatramin'izao, dia nisy mandrakariva sokajin'olona izay nanana fiheverana fa misy ny olona noheverina fa "karazany ambany" (race inférieure) ary misy ny "caste" ambony. Izany no isan'ny manosika ireo sivilizationa nifandimby nanandevo olona na foko-pirenena iray.