Listen

Description

Na inona na inoan ny sivilizationa nalaza sy nanana ny naha izy azy tokoa dia tonga @ teny vazaha izay hoe "Toutes bonnes choses ont une fin". Nandalo zany Sivilizationa egyptiana zany, persa, grika, romana, sns...

Fandre foana ny hoe "fin du monde", fa izaho kosa tsy hiresaka ny @ zany fa ny ahy dia hilaza "FIN D'UN MONDE". Tsy miteny akory aho hoe foana na ho rava ny FFKM. Tsy any ny horesaka eto, fa raha atao ny analyse ny tantara nampalaza azy teo @ raharaham pirenena malagasy, dia toa ny alok'izany sisa no hita amin'izao.

Ho ataotsika jery todika kely ny lasa ary hobanjinina ny ankehitriny, dia anjaranareo ihany no mitsara hoe aiza ho aiza izy @ zao?

Sa ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe: sa ve misy PARADIGME hafa mihitsy izay tokony hizorany manomboka izao? tsy haiko aleo ny ho avy no hilaza azy.