Listen

Description

Manoloana ny Krizy ara ekonomika maneran tany, dia ampirisihana izao tontolo izao hiroso ho @ REINITIALISATION hoy ny TALE JENERALIN'NY FMI teo aloha CHRISTINE LAGARDE fony tamin'ny FORUM ECONMIQUE MONDIAL TANY DAVOS.

Ny taona 2021 no heverina ho "Année de la réinitialisation" hirosoana ho @ SYSTEME MONETAIRE MONDIALE. 

Hatao inona daholo anefa izany? Hoy izy ireo ihany hoe: "Mba hahafahana manao io RESET io dia mila gouvernement matanjaka maneran-tany. Koa raha monaie mondiale dia mazava ho azy gouvernement mondial.