Listen

Description

Miendrika fanontaniana izay ny fampieritreretana hisarihana ny saintsika amin'ity indray mitoraka ity.

Raha ny tena marina tsy dia fanontaniana loatra fa karazan'ny antson'ny fo hoe NANKAIZA AVOKOA IREO LAZAINA HOE "MANAM-PAHAIZANA MANAM-PANAHY?"

Horesahana amin'izany video izany, ny famaritana ny atao hoe "Intellectuels" izay marihina fa tsy midika mihitsy ho ireo AVARA-PIANARANA.