Listen

Description

Rehefa avy niresaka mikasika ny Agenda 21 isika tamin'ny eriny, dia hiroso indray amin'ny famakafakana document iray izay tena tsy latsa-danja noho izany dia tsy hafa izany fa ny PROTOCOLE DES SAGES DE SION. Marihina fa niezaka mafy ireo izay olona voatohitohina tamin'izany hanafoana io "document" io na ihany koa nampiakatra @ raharaham pitsara mihitsy aza hiezahany handresena lahatra ny olona fa SANDOKA HONO io Document io. De ho hitantsika @ Zoma ho avy izao ny mahakasika izany fa ny azoko hambara sahady dia matoa nandanian'izy ireo volo tsy toko tsy foroana maro handresena lahatra ny fitsarana fa tsy marina ny fisian'io doucment io dia AO RAHA.