Nisy taminareo namana mpanaraka ny pejy sy ny chaîne YouTube nanolo-kevitra hiresahana lohahevitra mahakasika ny "Mouvements Féministes" sy ny mety ho fiantraikany.
Koa rehefa nandinika sy nanadihady elaela aho dia @ alalan'iretsy lohateny ambony iretsy no fomba entina hamakafakana izany.
Tsara marihina fa tsy hanao famelabelarana mahakasika izany aho, fa ny zavatra horesahiko mahaliana ahy manokana dia ny fandihadiana ny hoe: INONA NO AO AMBADIK'IRETO HETSIKA FITAKIANA MIVAIVAY IRETO?