"Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra, fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'izao fahamaizinana izao, dia amin'ny fanahy ratsy eny @ rivotra" (Efes 6, 12).
Moa tsy izany koa no nolazain'i Satana an'i Jesosy hoe "Mandoaleha eto anatrehako fa omeko anao izao tontolo izao"? Midika izany fa ny herin'ny maizina mihitsy no mifehy ny SYSTEME manerana izao tontolo izao.
Ho aseho anao ato @ zao LIVE izao, fa tsy angano na arirarira fa namidy indramiko io voambolan'ny Paoly io, namidy ho andevon'ny Satana izao tontolo izao ka azo sambo belona.
Io LUCIS TRUST io no karazana vovonana lehibe misy ny mpifehy rehetra maneran tany ka maka tolo kevitra ao izay marihana fa (dimunitif de LUCIFER TRUST) io teny io fa novana mba tsy ho miharihary loatra.