Marina fa niteny ny Tompo Jesosy hoe: "na ny vavahadin'ny fiainan-tsy hita aza tsy haharesy azy" (Mat 16, 18). Ny tantara dia maneho fa nisy maro dia maro tokoa Fiangonana izay nanana ny naha izy azy no tsy misy intsony ankehitriny.
Noresahana teto t@ eriny ny resaka hoe "Processus de désacralisation" hahatongavana ho @ "Sécularisation". Dia tohin'izany, ho aseho antsika eto koa ny "Infiltration" n"ireo hetsika laika izay TOA miaro ny zon'olombelona raha fijery azy ety ivelany, nefa toy ny "Cheval de Troie" manafina ny fikendrena ho famotehana avy ao anatiny.