Listen

Description

Isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra fa amin'ny fanapahana  sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'ny fahamaizinana, dia amin'ny Fanahy ratsy eny amin'ny rivotra" (Efesiana 6, 12)... Ho aseho eto fa ny fototra ara panahy ny Franc maçonnerie dia foto-pisainana mitonona ho SPIRITUALITÉ PERSE (Iraniana ankehitriny) izay milaza fa ireo "Initiés" no afaka miditra ao @ ilay atao oe "MONDE IMAGINAL.