Listen

Description

Misy ireo mitonon-tena fa siantifika tsy mitapoka hono izy ireo, ka noho izany indrindra no tsy hinoany an'Andriamanitra.

Ary ampiany aza hoe: "Je ne jures que par la science comme étant une vérité absolue". Io fomba fitenenana io fotsiny dia efa mamandrin-tena ilay olona satria mampiasa fomba fiteny na (langage religieux). Rehefa ianao mi "dogmatisé" ny hevitrao zany hoe mi "absolutiser" ny position raisinao, dia efa manao ilay siansa dradradradrainao ho lasa RELIGION ihany koa.

Ho hiantsika ato @ ity video live ity fa ireny olona ireny dia mihevtra azy ho siantifika fa ny tena marina dia "SCIENTISTE" izy ireo. Ity farany anefa dia tena mifanao atsimo sy avaratra @ Tena toe-tsaina siantifika.