Matoa dradradraina ny hoe "Nouvel ORDRE Mondial" dia midika izany fa misy LAMINA HAFA mihitsy tiana apetraka asolo ny efa nisy hatrizay.
Koa mba hahafahana hametraka izany lamina vaovao izany tsy maintsy atomboka @ fandravana @ alalan'io ORDO AD CHAOS io (Ordre par le le chaos).
Amin'ny fomba ahoana anefa no hametrahana ny ny CHAOS? dia @ alalan'ny INVERSION DES VALEURS na PARADIGME.
Horesahantsika rahampitso io paik'ady fametrahana ny INVERSION DES VALEURS io @ lafi piainana rehetra, ka ny TSARA dia vitany nandresy lahatra ny fiaraha monina fa RATSY. Ary ny mamoetra dia vitany nanova izany ho FILAMATRA.