Listen

Description

"PERVERTIR LA SCIENCE POUR L'APPAT DU GAIN".

Ny fikenedren'izy ireo dia mamboly ny IGNORANCE miainga avy @ Science. Mety hogaga ianao mandre izany, fa zay le ORDRE PAR LE CHAOS, ny science indray no lasa fitaovana afahana mamboly IGNORANCE.

Izany no antony efa mijoro ny lalam-piofanana eny amin'ny oniversite mandinika io phénomène io izay atao hoe AGNOTOLOGIE.