TSETSATSETSA TSY ARITRA 26 Novembre 2021 :
Fanontaniana maromaro no aterak'izany lohateny izany :
- Fa nahoana no tsy heverina ho toy ny olona rehetra izy ireny ?
- Iza no mba hitsinjo ireo atao hoe "Charges emotionnelles" ny Mpitandrina ?
- Ahoana no afahany mamaha ireo "Charges emotionnelles" mitambesatra miny ireo ?