Listen

Description

"Fasan'ny Firaisam-po"- "Filazana Manjo tohivakana" -"Very Faty" sns.... ireo teny ireo no miverimberina teo ambavan'ny maro tato ho ato.

Asa angambany efa lasa zatra tsy fidiny isika amin'izao ora hitenenantsika izao fa tena lasa niorohoro ny maro na hanokatra ny "compte facebook" ny aza satria faty nikararana.Isan'ny tolokevitra iray tsy azo adinoina dia ny fametrahana ny atao hoe "PROCESSUS DE DEUIL". Tena ilaina izany, ka izay no tiana hozaraina ato ho fanolorana antsika tolo kevitra ho an'izay mety mila izany.

Ity LIVE indray mitoraka ity izany dia hitondra soso-kevitra PRATIKA azo ampiharina hafahana mametraka izany eo anivon'ny fiaraha monina misy antsika.