Niteraka resa-be eo @ samy malagasy ilay volavolan dalana natolotry ny solombavam-bahoaka iray mahakasika ny hanomezana ny "Zom-pirenena malagasy" na (nationalité) ireo lazaina hoe "Apatrides".
Tsy azo entina amin-kafanam-po fotsiny ny fandinihiana izany, ary koa tsy azo hamoraina ihany koa ka hanao dika mitovy be fahantany @ zay lazaina fa fanao maneran-tany izany.
Ny Cercle de REFLEXION "Fiainam-pirenena mifandraika @ fiainam piangonana" eo anivon'ny RJL VOANTSINAMPY dia hitondra ny fomba fijeriny ihany koa manoloana izany. Ka hiezaka hanolotra ny sosokevitra izay notovozina miainga avy @ fandinihina ny zava misy maneran tany ampifandraisina @ maha Kristiana antsika.