Lasa "champ de bataille" an'ireo mpanao politika ny fanaovan-gazety, ary tsy afa-bela amin'izany ny asa fanaovan-gazety ao Madagasikara. Inona no hevitra miafina ao ambadiky ny "liberté d'expression": manipulation d'expression ? Atao min'ny alalan'ny filalaovana ny sary (images, photos) izany.