Listen

Description

Arabaina
Arabaina hianareo izay tonga avy lavitra
Arabaina hianareo tonga aty
Finanan-dehibe no atolotra ho antsika androany anio
Fianana mandrakizay avy amin'i Jesosy
Arabaina hianareo izay tonga avy lavitra
Arabaina hianareo tonga aty
Arabaina hianareo izay avy any an-drefana
Arabaina hianareo izay avy any atsimo
Arabaina hianareo izay avy any an-tsinanana
Arabaina hianareo izay avy any avaratra koa
Fahasoavan-dehibe no miposaka amintsika androany anio
Zava-dehibe avy amin'i Jesosy
Fianana vaovao noho atolotra ho anao
'Zay mino ny teny
Ny tenin'i Kristy
Finanan-dehibe no atolotra ho antsika androany anio
Fianana mandrakizay avy amin'i Jesosy
Music
[repeat]
Fianana vaovao noho atolotra ho anao
'Zay mino ny teny
Ny tenin'i Kristy
Finanan-dehibe no atolotra ho antsika androany anio
Fianana mandrakizay avy amin'i Jesosy