podcast
details
.com
Print
Share
Look for any podcast host, guest or anyone
Search
Showing episodes and shows of
Austin Bergera
Shows
Vazaha Miteny Gasy
Hasina sy Tiana - Ady Mofo
Podcast Anay Mitsam - Episode 30 Tandremo sao noana ianareo mihaino an'ity androany... Mijery an'ireo karazana mofo izay misy any Madagasikara izahay ary atao apetaka amin'ny lisitra arak'izay hitiavanay azy. Tafiditra ve ny tena tianao? SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Misaotra anareo rehetra manohana e! FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https...
2024-05-10
32 min
Vazaha Miteny Gasy
Hasina sy Tiana - Misaotra Manohana 😎
Podcast Anay Mitsam - Episode 29 Resadresaka ny androany an! Hasina sy Tiana no miara-mamaky commentaires misimisy any amin'ilay pejy Vazaha Miteny Gasy. Misaotra anareo rehetra izany (na Top Fan, na mbola tsy tonga amin'izany) manaraka anay sy amin'ny fanohanana omenareo anay hatrany. Mafana tsara ny resaka dia mazotoa e! SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Misaotra anareo rehetra manohana e! FOLLOW Vazaha Mite...
2024-04-15
59 min
tři učitelky
34: Kritéria dobré práce
🎧 Co jsou to kritéria dobré práce a proč s nimi pracujeme?🎧 Jak na jejich tvorbu?🎧 Jak s nimi pracovat ve třídě?Podpora a další bonusový materiál na Forendors: https://www.forendors.cz/triucitelkyNa co v epizodě odkazujeme:Kniha Responzivní výuka (Harry Fletcher-Wood)Video Austin's Butterfly od Rona Bergera https://www.youtube.com/watch?v=E_6PskE3zfQKniha An Ethic of Excellence: Building a Culture of Craftsmanship (Ron Berger) Kde nás můžete kromě podcastu potkat?...
2024-04-10
35 min
Vazaha Miteny Gasy
Bondy International - Fambolena Hazo
Podcast Anay Mitsam - Episode 28 - Bondy International Anisan'ny tanjon'i Bondy International dia ny "mamerina ny nosy mena ho nosy maitso". Ilaina amin'ny fahasalaman'ny tontolo iainana ny hazo sy ny zavamaniry. Aoka izany isika hanohana ireto fotodrafitrasa ireto izay miaro ireo hazo eto amintsika. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é! Bondy International: https://www.bondy.earth/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Misaotra anareo rehetra manohana e!
2024-02-21
37 min
Vazaha Miteny Gasy
Jardin Musical - Choral
Podcast Anay Mitsam - Episode 27 - Jardin Musical Marina ilay hoe "ny hazo tokana tsy mba ala," ary ampiana hoe "ny feo tokana tsy mba choral." Soa ihany anefa fa tsy feo tokana no anatin'ilay choral antsoina hoe Jardin Musical fa tena amboarampeo arabakiteny ao Antananarivo. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é! Jardin Muscial: https://www.facebook.com/jardinmusicalmada SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy d...
2023-12-29
37 min
Vazaha Miteny Gasy
Kevin Deris - Réalisateur
Podcast Anay Mitsam - Episode 26 - Kevin Deris Ny olon-drehetra dia samy tia sarimihetsika daholo, saingy matetika vitsy no tena mieritretritra momba ny asa ilaina amin'ny famokarana ireo sarimihetsika ireo. Mivahiny amin'ilay podcast androany i Kevin (izay réalisateur na talen'ny sarimihetsika) hanampy amin'ny fanazavana ny zavatra ilaina amin'ny fanaovana sarimihetsika, ary koa ny nahatonga azy ho amin'izao toerana misy azy izao. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é! Kevin Deris: https://www.facebook.com/Kevinderisdirector/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy ...
2023-12-22
54 min
Vazaha Miteny Gasy
Andy Rako - Mpilalao Foot, Mpanefy Firavaka
Podcast Anay Mitsam - Episode 25 - Andy Rako Andy dia lehilahy mahaliana manana lisitry ny traikefa maro loko. Nanomboka nilalao football tamin'ny fahatanorany izy dia nitombo ka lasa mpandraharaha miasa amin'ny resaka firavaka ao anatin'ny "Unchained Paris". Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é! Unchained Paris: https://unchainedparis.com/ Unchained Paris Instagram: https://www.instagram.com/unchainedparis/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap...
2023-12-13
44 min
Storytown
Payton, Vazaha Miteny Gasy - De l'Utah à Madagascar, une aventure culturelle
Une mission humanitaire lui fait gagner un ami et une nouvelle vie. Payton Hansen ou Hasina, s'autoproclame amoureux de la culture. La richesse de Madagascar dans ce domaine l'a séduit. Avec Austin Bergera ou Tiana pour les intimes, ils gèrent la page Vazaha Miteny Gasy sur les réseaux sociaux. Ils y publient du contenu divertissant mettant en avant la vie des Gasy, mais aussi un podcast avec des invités de choix. Suivez dans cet épisode Storytown le récit d'un parcours qui traverse les océans. Au-delà de son admirati...
2023-11-30
48 min
Vazaha Miteny Gasy
Nirian - Mpahandro Malagasy Tanora
Podcast Anay Mitsam - Episode 24 - Nirian Manana talenta be ny Gasy e! Anisan'izany, tena manan-talenta amin’ny mahandro sakafo ny Malagasy. Ny vahintsika anio dia ohatra tsara amin’izany: Nirian. Izy dia chef tanora ary tia mampiseho ny sakafo amboariny amin'ny clip haingana zaraina amin'ny tambazotra sosialy. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é! Nirian: https://www.tiktok.com/@nirianollo SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsoris...
2023-11-24
43 min
Vazaha Miteny Gasy
Tinka - Créateur de Contenu
Podcast Anay Mitsam - Episode 23 - Tinka Fanamarihana: Natao tamin'ny teny Frantsay ity episode iray ity. Tsy mitsaha-mitombo isan-taona ny fidiran’i Madagasikara maneran-tany. Afaka manamarina izany i Tinka (na Tatiana), mpamorona contenu malaza manana mpanaraka maherin'ny 250 mille ao amin'ny Instagram. Androany isika dia mibanjina ny traikefa tsy manam-paharoa niainany. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é! Tinka: https://www.instagram.com/tinka/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao...
2023-11-15
47 min
Vazaha Miteny Gasy
Hypemada - Hetsika Malagasy any France
Podcast Anay Mitsam - Episode 22 - Hypemada Ny Hypemada dia vondrona malaza amin'ny fanomanana hetsika any Frantsa ho an'ny tanora Malagasy. Ireo hetsika ireo dia tsy ny zava-niseho mahazatra amin'ny "kolontsaina malagasy" taloha, fa saingy mitondra ny maha-Malagasy ho an'ny tanora ankehitriny. Miasa mafy izy ireo amin’ny fanomezana lanja ny kolontsaina ho an’ireo Malagasy nifindra monina na teraka any Frantsa. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é! Hypemada Instagram: https://www.instagram.com/hypemada/ Hypemada Facebook: https://www.facebook.com/hypemada SUBSC...
2023-11-06
48 min
Vazaha Miteny Gasy
Denise - Mpihira
Podcast Anay Mitsam - Episode 21 - Denise Mpihira malaza eran-tany i Denise fantatra amin'ny hira mahasarika sy ny lamaody sady miavaka no mahafinaritra. Faly izahay niresaka taminy momba ny mozikany, ny fifandraisany tamin'i Shyn, ary ny zavatra niainany tamin'ny naha-reny azy. Faly koa izahay niresaka tamin'azy momba ny tetikasa ho avy. Ankafizo amin'izay ilay podcast ary é! Denise: https://www.facebook.com/DeniseOfficiel SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara...
2023-10-23
51 min
Vazaha Miteny Gasy
Mamy Ranto - Mpanao Sarimihetiska
Podcast Anay Mitsam - Episode 20 - Mamy Ranto Mpanamboatra sarimihetsika izy, mpilalao sarimihetsika, ary ambonin'ny zava-drehetra, mirehareha amin'ny asany izy. Tian'i Mamy Ranto ny sanganasany ary mientanentana amin'ny fandrosoan'ny tontolon'ny sinema malagasy. Ny horonan-tsarimihetsika farany navaokany, "Tafita", dia mampiseho an'ilay hoe efa tonga hatraiza izy. Mazotoa mihaino sy mijery ary é! Craft Film Madagascar: https://www.facebook.com/craftFilmMdg SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay...
2023-10-16
54 min
Vazaha Miteny Gasy
Antsa sy Antsa - Mpandihy
Podcast Anay Mitsam - Episode 19 - Antsa sy Antsa Ny dihy no tena mitoetra tsara ao anatin'ny kolotsaina malagasy, ary soa ihany fa misy an'i Antsa sy Antsa eo mba manosika an'ilay mandroso foana. Manana toeram-pandihizana izy mivady (izay samy mitondra ny anarana hoe "Antsa") ary mampianatra ny dihy amin'ny alalan'ny fanabeazana. Mazotoa mihaino sy mijery ary é! Antsa: https://www.instagram.com/antsa.ramakavelo/ Antsa: https://www.instagram.com/antsa.__/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy
2023-10-06
41 min
Vazaha Miteny Gasy
Eileen Akbaraly - Made for a Woman
Podcast Anay Mitsam - Episode 18 - Eileen Akbaraly Fanamarihana: Ho anareo izay te hianatra teny anglisy (na ho an'izay efa mispeak be), natao tamin'ny teny anglisy ity episode iray ity. "Made for a Woman" dia marika akanjo tsara kalitao natsangan'i Eileen Akbaraly. Malaza eo amin’ny resaka lamaody ny marika, sady mitondra ireo akora voajanahary avy any Madagasikara manerana izao tontolo izao. Tian'i Eileen ny mitondra ny hakanton'ny Madagasikara eo amin'ny sehatra manerantany. Ankafizo ny podcast androany e! Eileen: https://www.in...
2023-09-22
51 min
Vazaha Miteny Gasy
Prisca Michelle - Mpanao Makiazy
Podcast Anay Mitsam - Episode 17 - Prisca Michelle Ny makiazy dia lasa tena fiainana andavanandro ho an'ny maro manerana izao tontolo izao. Tsy nampoizin’i Prisca Michelle indray andro any fa ho lasa mpanao makiazy, fa noho ny fahafoizan-tenany sy ny fahaizany, dia nahita fahafahana hanohy ny asany any ivelany izy. Nianatra fahaiza-manao maro izy teny an-dalana izay nanampy azy ho lasa mpandraharaha tsy miankina fa mitoka-tena. Prisca Michelle: https://www.instagram.com/prisca_michelle SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana...
2023-09-13
48 min
Vazaha Miteny Gasy
Yaël - Marine Corps (Miaramila)
Podcast Anay Mitsam - Episode 16 - Yael Ny Marine Corps any Etazonia dia fantatra ho iray amin'ireo fikambanana miaramila henjana indrindra eran-tany. Angamba izay no nahasarika an'i Yaël hisoratra anarana handray anjara amin'izany. “Marina” zato isan-jato izy ankehitriny ary iainany avokoa ny traikefa sy ny sedra rehetra aterak’izany. Mahafinaritra ny miresaka aminy, fa dia ndao ary mijery sy mihaino an'ilay podcast androany! Yaël: https://www.facebook.com/iyaelmorgan SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-man...
2023-09-04
1h 01
Vazaha Miteny Gasy
Mirary Fihobiana - Mpihira Sary Miaina
Podcast Anay Mitsam - Episode 15 - Mirary Fihobiana Tianao ve raha adika teny Malagasy ny film Disney ireny? Izany no hita amin'ny pejy Facebook an'i Mirary Fihobiana izay mpandika ireo hira misy amin'ny sary miaina malaza ireny. Mahafinaritra ery mijery sy mihaino ny hira malaza nadika amin'ny teny Malagasy mazava tsara! Mirart: https://www.facebook.com/profile.php?id=100089568685277 SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia...
2023-08-25
42 min
Vazaha Miteny Gasy
Christian - Mpiseho Télé
Podcast Anay Mitsam - Episode 14 - Christian Raha nijery télé ianao, na indray mandeha, nanditra ny efa roapolo taona lasa izay dia efa hainao tsara ilay Christian resahana androany. Izy no olona efa niasa tamin'ny télé sy radio hatramin'ny mbola kely ka hatramin'izao izy mbola kely io dia mbola haintsika tsara foana. Ndao ary isika miditra amin'ny fandaharana fa resaka télé, mopera, sy réseaux sociaux ny androany! Christian: https://www.facebook.com/ChristianRatovonony SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy ...
2023-08-16
38 min
Vazaha Miteny Gasy
ColombeS Ran - Mpihira
Podcast Anay Mitsam - Episode 13 - ColombeS Ran Miresaka amin'i ColombeS Ran izahay roa lahy androany. Izy no mpihira avy any Madagasikara, sady mandalo any Etazonia izy izao mitady fahafahana mampandroso an'izay maha-mpihira an'azy. Efa nihaona tamin'i Simon Cowell izy (izay mpitsara malaza amin'ny emission America's Got Talent). Mazotoa mijery sy mihaino ny podcast amin'izay ary! ColombeS Ran: https://www.facebook.com/ColombeSRanmusic/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay...
2023-08-07
35 min
Vazaha Miteny Gasy
Hasina sy Tiana - Vazaha Miteny Gasy
Podcast Anay Mitsam - Episode 12 - Hasina sy Tiana Tafatafa sy resaka ny thème androany! Miara-mamaky commentaires Hasina sy Tiana amin'ity episode iray ity. Tongava ary manala azy miaraka aminay e! SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa! Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao samban...
2023-07-31
48 min
Vazaha Miteny Gasy
Farahlonewolfe - Mpitondra Moto
Podcast Anay Mitsam - Episode 11 - Farahlonewolfe Sarotra ve ny fiainan'ny vehivavy mahaleo tena any Madagasikara? Ary mety ho vitsy ny vehivavy Malagasy izay afaka miteny hoe anisan'ny fialam-boly tiany ny mitondra moto, fa anisany tsara mihitsy i Farah. Izy no olona tia mandehandeha mitondra moto eraky ny Madagasikara mahita ny fiainam-pirenena. Hita taratra amin'ny tatoazy ny traikefa nandalovany, ka raha tafahoana amin'azy dia ho tantarainy aminao. Izay fa dia mazotoa mihaino sy mijery e! Farahlonewolf: https://www.instagram.com/farah_lone_wolf/ SUBSCRIBE ➡️ https...
2023-07-19
45 min
Vazaha Miteny Gasy
Toni Rasoamiaramanana - Mpaka Sarin'i Andry Rajoelina
Podcast Anay Mitsam - Episode 10 - Toni Rasoamiaramanana Asa matotra ny miara-miasa amin'ny filoham-pirenena (sao dia ataonao "Dia ahoana Andry é" eo an...). Soa ihany izany fa i Toni Rasoamiaramanana no sahady matotra no tena miasa mafy amin'ny maha-mpaka sary an'azy. Na any Inde izy no maka sary amin'ny mariazy, na any Etazonia izy no maka sary any amin'ny birao oval, ny kalitao an'ilay sary no banjinina. Resaka asa, toe-javatra miseho, sy fiainana miaraka amin'ny Président ny androany. Mazotoa mihaino sy mijery é! Toni Rasoamiaramanana: https://www.instagram.com/toni_rasoamiaramanana/ SUBSC...
2023-07-07
48 min
Vazaha Miteny Gasy
JD Rand - Mpitainga Trottinette Professionnel
Podcast Anay Mitsam - Episode 9 - JD Rand Mafy izany fiainan'ny mpanao sports extrêmes izany fa tsy maintsy miatrika risque be amin'ny fiainana andavanandro. Saingy fitiavana be an'ilay sport koa ilay izy araky ny hevitr'i JD Rand izay mpitainga trottinette professionnel. Resadresaka milamina izy ity miaraka amin'azy dia mazotoa mihaino sy mijery e! JD Rand: https://www.instagram.com/jdrand_/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay iz...
2023-06-23
1h 03
Vazaha Miteny Gasy
Marghe - Mpihira sady Mpandresy "The Voice"
Podcast Anay Mitsam - Episode 8 - Marghe Iza no tsy naka an'i Marghe tamin'ny fifaninanana "The Voice" tamin'ny 2021? Tsy nanomboka teo akory ny tantaran'i Marghe fa efa nihira hatry ny ela izy io. Mazotoa mihaino àry ny tantarany efa nisy mozika hatramin'ny fahazazana sy ny hoe manao ahoana izany fiainana metisy Malagasy sy Italianina izany. Marghe: https://www.instagram.com/margheofficiel/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay iz...
2023-06-14
1h 11
Vazaha Miteny Gasy
Geoffrey Gaspard - Malagasy Filmmaker
Podcast Anay Mitsam - Episode 7 - Geoffrey Gaspard Fanamarihana: Ho anareo izay te hianatra teny anglisy (na ho an'izay efa mispeak be), natao tamin'ny teny anglisy ity episode iray ity. Raha resaka sarimihetsika dia efa malaza be Madagasikara, fa saingy tsy misy malagasy na iray aza anatin'ny dessin animé iny. Soa ihany fa misy an'i Geoffrey Gaspard izay mpanao sarimihetsika mampiseho Madagasikara sy ny mponiny amin'ny tena izy. Resaka arabe maha-ela voyage, ny documentaire efa nataony, ny fitiavany an'ireo kolotsaina Malagasy, sy ny kodry.
2023-06-05
39 min
Vazaha Miteny Gasy
Chef Rija sy Vonjy - Spectacle Malagasy
Podcast Anay Mitsam - Episode 6 - Chef Rija sy Vonjy Isaorana manokana daholo ny mpanao hatsikana rehetra izay mitondra tsikitsiky amin'ny fiainana andavanandro. Anisan'izany tsara mihitsy i Chef Rija sy Vonjy izay miaraka amintsika eto androany! Fa chef amin'ny inona izany Chef Rija? Ary efa tena hody any Madagasikara marina ve ry Vonjy? Resaka spectacle Malagasy, renin-jaza, ary Allemagne ny androany. Mazotoa mijery sy mihaino ny podcast amin'izay ary! Vonjy: https://www.facebook.com/profile.php?id=100044693315810 Chef Rija: https://www.facebook.com/MdmeChocolat
2023-05-23
54 min
Vazaha Miteny Gasy
Audrey Azzar sy Thomas nvh - Vlogger Fiainana sy Mpihira
Podcast Anay Mitsam - Episode 5 - Audrey Azzar sy Thomas nvh Ahoana tsara ny tantaram-pitiavan'i Audrey sy Thomas? Fast Food ve no tena maha-Amerikanina? Ary dia ratsy taiza tokoa ve ny vazaha? Mazotoa mihaino ny podcast mahavariana nataonay niaraka tamin'i Audrey sy Thomas! Audrey: https://www.youtube.com/c/audreyazzar/ Thomas: https://www.youtube.com/c/thomasnvh SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponso...
2023-05-09
46 min
Vazaha Miteny Gasy
Kala Nap's & C'est du Joely - Mpanao Hatsikana
Podcast Anay Mitsam - Episode 4 - Kala Nap's & C'est du Joely Ny mpanao hatsikana ve izany tena mpanao hatsikana foana na andavanandro ary? Resaka sady mampihomehy no matotra miaraka amin'i Kala Nap's sy Joely momba ny fiainana, ranomandry, ary ny mahafinaritra an'ilay manao video mampitsikitsiky. Kala Nap's: https://www.facebook.com/naps.ari27 C'est du Joely: https://www.facebook.com/Cest-du-Joely-108561514180905 SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia...
2023-04-25
52 min
Vazaha Miteny Gasy
Sophie Randria sy Amorkennedy - Modely sy Mpandihy
Podcast Anay Mitsam - Episode 3 - Sophie Randria sy Kennedy Ohatran'ny ahoana izany fiaianana Top Model izany ry Sophie e? Resadresaka kely mikasika ny fiainana, fiaviana, sy ny volombavan'ny Malagasy. Sophie Randria: https://www.instagram.com/sophie_randria/ amorkennedy: https://www.instagram.com/amorkennedy/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasyIzahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!Ampiasao ny code promo "MILAY...
2023-04-12
57 min
Vazaha Miteny Gasy
Niu Raza - Mpihira amin'ny gadon-kira maro
Podcast Anay Mitsam - Episode 2 - Niu Raza Tsy ny hiran'i Niu Raza ihany no mahafinaritra be fa mamay koa ny miresaka aminy e! Niu Raza: https://www.facebook.com/niurazamusic/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/ 📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
2023-03-28
53 min
Vazaha Miteny Gasy
Tiakaly - Resaka kaly sy fiainana Antananarivo
Podcast Anay Mitsam - Episode 1 - Tiakaly Mba tia kaly daholo ny olombelona fa tsisy maharesy an'i Tiakaly! Tiakaly: https://www.facebook.com/tiakalymg/ SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬 💻 Facebook: facebook.com/vazahamitenygasy 📸 Instagram: instagram.com/vazahamitenygasy
2023-03-14
40 min
Vazaha Miteny Gasy
Teaser
Tonga soa aty amin'ny podcast anay m'tsam Vazaha Miteny Gasy! Tafiaraka indray izao izahay roa lahy dia raikitra indray ny revy. Handray vahiny isan-karazany izahay m'tsam dia araho tsara ny fandaharana! Milay ianareo e!
2023-03-06
04 min