podcast
details
.com
Print
Share
Look for any podcast host, guest or anyone
Search
Showing episodes and shows of
Ilay Podcast - Sambatra RAMANANDRAY - Marina HARAN
Shows
Ilay Podcast
S2E08 - Ny fifandraisana
📢 Mahay mifandray, mahay mianatra, mahay mandamina ... Fifandraisana ho amin'ny filaminana sy fandriam-pahalemana ... 💬 🗯️
2024-03-23
27 min
Ilay Podcast
S2E07 - Ny psychologie sy ny fiarahamonina malagasy.
Ny psychologie sy ny fiarahamonina malagasy.Azo ampiarahana sa tsy mifanaraka? 🤔Fisehony iray no hozarain'i Baliaka amintsika androany. Ialana tsiny ny feo tsy tomombana tsara noho ny lafiny teknika.
2024-03-09
29 min
Ilay Podcast
S2E6 - Ny ambo ...
ratsy sa tsara? Ndao hanana ambo tsara ...
2024-02-24
23 min
Ilay Podcast
S2E5 - Ndao hiady amin'ny fahantrana ... 🛡️✊🏽
Tsia !!!! Tsy voaozona hahantra i Madagasikara sy ny Malagasy ... 🏆
2024-02-10
27 min
Ilay Podcast
S2E4 - Ny tontolo iainana 🌴🌍
Ny tontolo iainana, antoky ny aina ... 🌳
2024-02-03
22 min
Ilay Podcast
S2E3 - Ny lalam-piainana
Mampianatra ny natiora sy ny zava-boahary ...
2024-01-28
24 min
Ilay Podcast
S2E2 - Ny Tahotra 🫣
Ny tahotra no lohahevitra horesahantsika androany. Angovo sa Sakana ? 🫣😱😰
2024-01-13
27 min
Ilay Podcast
S2E1 - Ny tanjona ho amin'ny taona vaovao ... 🎯🏆
🎆🎇🎆🎇 Miarahaba antsika rehetra tratry ny taona vaovao! Samy manana ny tanjona isika tiana ho tratrarina rehefa vaovao ny taona, dia ny manodidina izay indrindra no resadresatsika androany.
2024-01-06
27 min
Ilay Podcast
Episode 20 - Ny finoana
👉 Ny finoana indray no lohahevitra ho resahantsika androany. Izay manam-pinoana hono mantsy ... mandresy ny hiafarany 🏆
2023-12-23
27 min
Ilay Podcast
Episode 19 - Fanavaozana
Vahinintsika androany i Santatra sy i Alain hizara ny momban'ny fampivoarana ny fiainana. Mandroso hatrany ho amin'ny fanatsarana ny fiainana mankany amin'ny tanjona. Avy aiza, aiza ka ho aiza ? 💡
2023-12-16
27 min
Ilay Podcast
Episode 18 - Ny teny
Ny teny sy ny heriny : hanangana sa handrava ? Antsika ny safidy ... 📢
2023-12-02
22 min
Ilay Podcast
Episode 17 - Ny vola eo anivon'ny fiaraha-monina.
"Ny omby mahia hono tsy lelafin'ny namany", ny herin'ny vola eo anivon'ny fiaraha-monina indray no ifampizarana amintsika anio. 💰💰💰
2023-11-25
23 min
Ilay Podcast
Episode 16 - Ireo fitsipika 12 ho an'ny Fiainana ... 🎯
Ity boky nosoratan'i Jordan Peterson ity izay mitondra ny lohateny hoe "12 règles pour une vie" no ifampizarana amintsika eto indray !
2023-11-11
16 min
Ilay Podcast
Episode 15 - Raha noana ny kibo, mivezivezy ny fanahy ...
Hiresaka momba ity ohabolana ity isika androany ho fampafantarana ny vokany sy ny fanamby handresentsika ny hanoanana ... ✊🏽
2023-11-04
23 min
Ilay Podcast
Episode 14 - Ny vola hono no hozatry ny fiainana ... 💵💵💵
Androany hiresaka ny vola sy ny tokantrano isika.
2023-10-28
21 min
Ilay Podcast
Episode 13 - Tambajotran-tserasera - Réseaux Sociaux
Efa tafiditra tanteraka amin'ny andavanandrom-piainantsika ny tambajotran-tserasera ka izay indray no lohahevitra ho resahantsika androany. Ny vokatsoa sy ny fetrany ...
2023-10-14
22 min
Ilay Podcast
Episode 12 - Matokisa valera!
Manan-danja, manan-kasina, sarobidy ianao. Izay indray no lohahevitra horesahantsika ato amin'ity episode ity.
2023-09-30
23 min
Ilay Podcast
Episode 11 - Fizarana traikefa : Ny fitaizana ivelan'i Madagasikara
Vahinintsika androany i Claudia hizara ny traikefany amin'ny fitaizana aty Frantsa.
2023-09-23
22 min
Ilay Podcast
Ny mahamalagasy : harena sa vesatra ? Tapany 2
Tapany 2: Inona no atao hoe mahamalagasy ary tombotsoa ve ny fitrandrahana azy? Vahinintsika androany indray i Fangio hanohy ny famelabelarana izany.
2023-09-16
31 min
Ilay Podcast
Ny mahamalagasy : harena sa vesatra ? Tapany 1
Tapany 1 : Inona no atao hoe mahamalagasy ary tombotsoa ve ny fitrandrahana azy? Vahinintsika androany i Fangio hamelabelatra izany.
2023-09-09
26 min
Ilay Podcast
Fifandraisana
Ampahafantaro ahy ny namanao dia holazaiko anao hoe iza ianao.
2023-09-08
23 min
Ilay Podcast
Fifehezan-tena
Ny fifehezantena (discipline) sy ny fizakantena (autonomie) : antoky ny fahombiazana.
2023-09-08
21 min
Ilay Podcast
Identité - Iza moa izaho ?
Iza moa izaho? Izay indray no lohahevitra hodinihantsika androany. Fahafantarana ny tena hahafahana mamantatra ny ho aleha ...
2023-09-08
25 min
Ilay Podcast
Ilay - Tantaram-piainana
Fizarana ny niatombohanay, nahatongavana amin'ity podcast ity. Fizarana expériences.
2023-09-08
20 min
Ilay Podcast
Fanabeazana
"Ny fanabeazana no fitaovam-piadiana mahery vaika indrindra azonao ampiasaina hanovana izao tontolo izao" - Nelson Mandela
2023-09-08
23 min
Ilay Podcast
Ny lasa
Episode 3 - NY LASA « Ravinkazo nanitsana, ka ny sisa no hampanirina » Ny Lasa : tsy misy afaka ovaina, natao hitarika fiovana!
2023-09-08
15 min
Ilay Podcast
Fahasamihafana - Izaho sy Ianao
Episode 2 - FAHASAMIHAFANA - IZAHO SY IANAO Samy manana ny tantaram-piainana, ny lalana nolalovany ny tsirairay ka ny nety taminao tsy voatery hiety amiko, ny marina amiko tsy voatery ho marina aminao. Ny fijerinao mazana tsy fijeriko, tsy voatery hampisy elanelana antsika anefa izany…
2023-09-08
12 min
Ilay Podcast
Fampafantarana
Manasa anao izahay amin'ity épisode ity hihaino hatramin'ny farany ho fampafahantarana voalohany ny mpanolotra sy ny fandaharana.
2023-09-08
08 min