podcast
details
.com
Print
Share
Look for any podcast host, guest or anyone
Search
Showing episodes and shows of
RJL
Shows
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
[HP] FIFIDIANANA 2023 ??? TSIAAAAAAA. FANOVÀNA NY RAFITRA ALOHA ??? ENYYYYYY.
MIOMBON-KEVITRA tanteraka amin'i Andriamatoa Laza RAZAFIARISON ny tenako RJL ny amin'ny Mila hanovàna ny Rafitra aloha Vao miroso amin'ny FIFIDIANANA satria raha terena ho atao io Dia toy ny takompery ihany ... Ny nana misy ny aretina mbola ao ihany fa ny ivelany no mody hoe sitrana SAINGY ny fanontaniana mipetraka dia Iza no hametraka izany fanovana Rafitra izany Ary amin'ny fomba manao ahoana ????
2023-07-28
1h 06
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
[CA] Ny maha voafetra ny olombelona : lesoka sa natiora?
La finitude de l'Homme : faille ou identité? Tohin'ny lesona mahakasika ny olana fototry ny Zanak'olombelona.
2023-01-18
1h 02
Crawfordsville Connection
Ep. 106: City Branding Initiative with RJL Solutions
Welcome back to another episode of Crawfordsville Connection. We hope you had a great holiday weekend. Let's talk city branding! The City of Crawfordsville has teamed up with RJL Solutions to give our city a new, fresh look that better represents our city and our citizens. We are joined in the studio by RJL team members Vittoria Meyer and T.J. Collett to talk about what that process looks like, what you can expect to see from us in the future, and where you can find more information. To ask any questions about this podcast o...
2022-11-28
19 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
FANOLORANA TENY FISAORANA
- Fisaorana An'ANDRIAMANITRA nohon'ny faha 19 taonan'ny ORDINASIONA -Fisaorana ireo Ray amandreny REHETRA nampianatra , nitaiza sy namolavola - Fisaorana ny mpanaraka ny pejy sy Vondrona tamin'ny teny mamy firariantsoa sy fiarahabana Ary fampaherezana - Fisaorana ireo mpiara miasa rehetra manantateraka ny asa fanompoana ( RJL ,RJL VOANTSINAMPY, COMMUNAUTÉ) - Fisaorana ilay olona iray ao andamosiko MPANOHANA AHY VOALOHANY amin'izao asa fanompoana izao , RAMANANTOMBOTSOA Hanitra ( vadiko , namako , mpiara-manompo amiko , confidente-ko , secrétaire-ko , .... ) Mankasitraka anareo tompoko . Ny TOMPO hitahy sy hambomba anareo hatrany amin'izay atao rehetra . Misaotra tompoko.
2022-09-27
52 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
LA FRACTERNITE ET NON LA FRATERNITE POUR SUBSISTER
Raharaha POGBA mianakavy... MARABOUTAGE, FIALONANA... Efa voalazan'ny Soratra Masina fa any am-parany any Dia ny OLONA AKAIKY ANAO IHANY NO HITSANGANA HO FAHAVALONAO.
2022-09-09
48 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
IMAGO DEI = FIRAISAN'NY LAHY SY VAVY
Épisode de test. Prototype. Source: page facebook.
2022-09-03
58 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
OMEO AN'ANDRIAMANITRA IZAY AN'ANDRIAMANITRA ARY OMEO AN'I KAISARA IZAY ANY KAISARA
Io fehezan-teny tonga fampiasa n'aiza n'iaiza io avy ao @ Soratra Masina io no hoentiko hiaingana @ dinidinika rahariva, manoloana ny KORONTANA sy RESABE maro samihafa nisy tato ho ato eo anivon'ireo Fiangonana.
2022-08-19
1h 08
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
IMPACT DU SPIRITUEL SUR LE TEMPOREL
Ny tontolon'ny Fanahy amin'ny Fahefam-panjakana.
2022-07-29
51 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
AU CREUX DE LA VAGUE
LES ÉMOTIONS. Présentée par RAMANANTOMBOTSOA CORINE.
2022-07-25
43 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
Ny fiangonana tsy maintsy MIHA-VAO sy MANAVAO manoloana ny "SÉCULARISATION" tsy azo hialana
TSETSATSETSA TSY ARITRA
2022-07-16
54 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
LA RELIGION CHRÉTIENNE COPIE COLLÉE FREIN POUR LE DÉVELOPPEMENT A MADAGASCAR. TANDIS QUE L'ÉVANGILE MOTEUR DE DÉVELOPPEMENT
TSETSATSETSA TSY ARITRA.
2022-07-09
1h 06
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
DÉIFICATION DE L'ÊTRE HUMAIN ET IDOLATRISATION DE DIEU
Maro be ny hafatra miafina (mp) voaraiko mahakasika ilay événement teny Mahamasina. Maro ihany koa ny nangataka fanazavana nahakasika ilay statut momba ilay hoe IDOLÂTRER DIEU iny : Idolâtrer Dieu est plus grave que d'être un athé avéré.
2022-06-25
1h 06
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
L'ORDRE DERRIÈRE LE CHAOS
Indro indray ary Video faharoa atolotry RAMANANTOMBOTSOA Corine... Merci Sœurette!!!
2022-06-20
45 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
FANAZAVANA TAORIAN'NY FANDAHARANA NIARAHANA T@ KOTO
Mahakasika ny dinidinika nifanaovako tamin'i Koto Lilahimahitsoambo dia maro ny fanontaniana sy fanamarihana izay napetraky ny olona maromaro tamiko na tamin'ny commentaires izany na tamin'ny MP.
2022-06-18
1h 30
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
VALITENY MAHAKASIKA NY FANDAHARANA NANASAN'I KOTO
TSETSATSETSA TSY ARITRA SPECIAL
2022-06-11
1h 43
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
NY FIHAVANANA MALAGASY FANALAHIDY HO @ FAMPANDROSOANA SOSIALY AO MADAGASIKARA
TSETSATSETSA TSY ARITRA
2022-06-03
45 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
ICONOCLASTE
TSETSATSETSA TSY ARITRA
2022-05-27
56 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
NY PENINA AMPY MAMPIRODANA NY MANDA
TSETSATSETSA TSY ARITRA
2022-05-20
51 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
NY TAHOTRA FOND DE COMMERCE EXTRÉMISTE
TSETSATSETSA TSY ARITRA
2022-05-13
1h 00
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
L'ILLUSION DE LA LIBERTÉ
Présentée par RAMANANTOMBOTSOA CORINE.
2022-05-08
50 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
NY "SOI" SY NY "MOI"
TSETSATSETSA TSY ARITRA 17 DEC 2021 Ny fampifangaroana ireo zavatra roa ireo dia manimba zavatra maro ao @ fiainan'ny olombelona. Handaniany fotoana maro ny HAMAROTANY ny "MOI" izay marihina fa tsy tena ny fiziany fa toy ny masque. Ny olon'afaka dia olona tsy voafatotry ny "Image" na ny "MOI" andrasan'ny olona sy ny fiaraha monina aminy intsony fa tena mampisonagina ny fiziany na ny "SOI". Ny fiaraha monina dia manery anao hisalotra ny idealy izay tsy ilainy akory fa ianao no tereny hovoagejan'izany, ka lasa fonja ankosobolamena ho anao izany (Prison dorée).
2021-12-17
21 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
FINOANA sa INSTITUTION ?
TSETSATSETSA TSY ARITRA 10 Décembre 2021 : Ny Fiangonana ve ORGANISME sa ORGANISATION ? Ny Organisme (zava manan'aina) fa ny Organisation (dia rafitra sy lamina no betsaka ao). Moa ve mamaly ny tinadin'ny lafin'ny finoana ny tolotra aroson'ny "Institution religieuse" misy @ zao androtsika izao sa tsia? Tsikaritra ho misy CRISE DE LANGAGE ny Fiangonana ka lasa tavela @ DOGMATISME nefa tokony hizotra @ ilay tondro zotra napetraky Kristy t@ nahatongany ho nofo (INCARNATION). Koa arak'izany, moa ve "Incarné" eo @ olona ve ny hafatra ampitaina sa lasa misavoana any @ habakabaka nefa ny sehatra hafa aza izao efa tafiditra ao @ to...
2021-12-10
32 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
TANY SY RANO
TSETSATSETSA TSY ARITRA 03 Décembre 2021 : Samy niara nahita sy niaina fijaliana isika vao haingana tamin'ny tsy fahampian drano farany teo. Lakolosy fanairana sy famohazana antsika Malagasy fa misy loza mandady ka aza mianina fotsiny ny hoe KAPOK'ANDRIAMANITRA ZANY (TSIA!!). Maneran tany dia mihena ny tahirin-drano ka efa miroso tsikelikely @ atao hoe FINANCIARISATION DE L'EAU izay efa ampiharina any Australie izany. Koa raha ttsy mitandrina isika dia ahiana hanjo antsika koa izany inndrindra rehefa tsikaritry ny mpanam bola ny fahasahirana ara drano.
2021-12-03
26 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
PASTEUR FOTSINY IHANY
TSETSATSETSA TSY ARITRA 26 Novembre 2021 : Fanontaniana maromaro no aterak'izany lohateny izany : Fa nahoana no tsy heverina ho toy ny olona rehetra izy ireny ? Iza no mba hitsinjo ireo atao hoe "Charges emotionnelles" ny Mpitandrina ? Ahoana no afahany mamaha ireo "Charges emotionnelles" mitambesatra miny ireo ?
2021-11-26
25 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
DIASPORA sa DIAM-POTAKA ?
TSETSATSETSA TSY ARITRA 19 Novembre 2021 : Aiza ho aiza ny anjara toeran'ny DIASPORA malagasy manoloana ny firenena? Fandinihiana ny atao hoe DIASPORA miainga avy @ Soratra Masina
2021-11-19
40 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
FANAVAOZANA NY FIAINAM-PIANGONANA
TSETSATSESA TSY ARITRA 12 Novembre 2021 : Firosoana @ atao hoe "DISCIPULAT" Zaraina feno @ mpino rehetra ny fahalalana ny Teolojia fa tsy ho an'ny ampahan'olona vitsy fotsiny ihany. Fanavaozana miainga avy @ fiaipiain'ingahy Martin Lotera.
2021-11-12
23 min
Book Talk
Episode 6 - Book Talk: A Special Book And All For Joy
The Circus and the Magic Mirror by Rev. Tankersley. All For Joy by RJL
2021-11-06
14 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
LALÀNA MAHAKASIKA NY ITG/IMG/IVG
TSETSATSETSA TSY ARITRA 29 Octobre 2021
2021-10-29
1h 06
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
POPULISME RELIGIEUX! PSEUDO PURITANISME
TSETSATSETSA TSY ARITRA 22 Oktobra 2021
2021-10-23
1h 19
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
RAPPORT "SAUVE" C.I.A.S.E (Commission Independante sur les Abus Sexuels dans l'Eglise)
TSETSATSETSA TSY ARITRA 15 Octobre 2021
2021-10-16
1h 08
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
AN'IZA MARINA MOA NY FIANGONANA ?
TSETSATSETSA TSY ARITRA 08 Oktobra 2021
2021-10-08
40 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
BOKY MANELINGELINA NY BAIBOLY
Mbola mitana ny laharaha voalohany amin'ny boky amidy (best-seller) sy vakiana eran-tany ny Baiboly. Miteraka fialonana na jalousie izany ka voameha mahaliana ireo mpanenjika ny hamaky azy. Noho izany, na ny mpakafy na ny mpankahala dia samy mividy na mamaky azy avokoa. Tsy manao "publicité gratuite" ho an'ny Baiboly ve izany? Voaresaka eto koa ny analyse académique an'izay voarakitra ao anatiny amin'ny alalan'ny "lecture empirique pragmatique". Inona kosa no ateraky ny famakiana azy io ho an'ny "lecteur lambda"?
2021-09-24
1h 08
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
RESAKA SARY sy "MANIPULATION"
Lasa "champ de bataille" an'ireo mpanao politika ny fanaovan-gazety, ary tsy afa-bela amin'izany ny asa fanaovan-gazety ao Madagasikara. Inona no hevitra miafina ao ambadiky ny "liberté d'expression": manipulation d'expression ? Atao min'ny alalan'ny filalaovana ny sary (images, photos) izany.
2021-09-17
37 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
HETSIKA MOFO DIMY SY HAZANDRANO ROA/ S.O.S ANJAPALY
Rehefa niala sasatra nandritra ny iray volana ny tenako, dia miverina indray izao ny fandaharantsika. Koa @ ity anio ity dia HISY FANAMBARANA HATAOKO ary @ zany ihany koa no hitondrana ny vaovao sy voan-dalana nandritran'ny fialan-tsasatra nitaon-jezika tany MADAGASIKARA. Ny hany azoko tenenina dieny izao, dia tonga ny fotoana hirotsahana feno sy tanteraka ho @ ASA FANOMPOANA DIAKONALY ny mpiray tanindrazana. AMPY IZAY NY FIANAHANAHANA ATAON'NY MPANAO POLITIKA ISAN-TSOKAJINY. MILA NY ZANAKY NY FIANGONANA NY FIRENENY HIJORO EO @ BANGA.
2021-09-10
49 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
Hasard ve sa Providence ?
"Hasard" ve sa "Providence" ?
2021-08-03
47 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
Ny "Rationalité" sy ny Finoana ve mahay miaraka ?
Mazàna ny hevitra entin'ireo izay mitonon-tena ho "Athée" dia hanazavany ny antony maha Athées azy ireo dia noho io resaka "rationnelle" io. Noho izany, dia tsy mampaninona ndao ary hoentina @ resaka "rationnelle" indray ary ny resaka mahakasika ny finoana. Koa ny "Approche" ho entiko hampifandraisina ireo tontolo roa lazaina fa mifanipaka ireo dia ny atao hoe "Approche THEOLOGIE NEGATIVE na APOPHATIQUE (Marihiko tsara tsy approche teolojika akory fa teoljia négative). Raisonnement mathématique ampifandraisina @ logique tarafina @ principen'ny SORATRA MASINA. Io no fanamby hoentiko eo.
2021-07-23
27 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
DEMOKRASIA sa DEMONKRASIA ?
Hoy ilay fitenenana malaza hoe: VOX POPULI, VOX DEI izany hoe Feon'ny vahoaka feon'Andriamanitra (hono!!). Raha @ lafinny ara pinoana moa dia efa tsy mitombona sahady io fitenenana io. Fa na tsy hojerena @ lafiny ara-pinoana koa dia mbola tsy mitombona koa ny fiheverana fa "masina" (sacré) ny SAFIDIM-BAHOAKA. Vahoaka izy anefa? Inona no atao ao ambadiky ny teny hoe "Vahoaka". Izany rehetra izany, dia isan'ny hanehoana amintsika fa ny DEMOKRASIA dia isan'irony ataon'ny mpandinika ho "UTOPIE". Ary hoezahina ho aseho @ ity fandaharana ity ny fitaka be vava nasesika ny saintsika fa ny DEMOKRASIA no filamatra. Fa n...
2021-07-16
1h 14
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
IZA NO ANDRASAN'ITY FIRENENA ITY ?
Miendrika fanontaniana izay ny fampieritreretana hisarihana ny saintsika amin'ity indray mitoraka ity. Raha ny tena marina tsy dia fanontaniana loatra fa karazan'ny antson'ny fo hoe NANKAIZA AVOKOA IREO LAZAINA HOE "MANAM-PAHAIZANA MANAM-PANAHY?" Horesahana amin'izany video izany, ny famaritana ny atao hoe "Intellectuels" izay marihina fa tsy midika mihitsy ho ireo AVARA-PIANARANA.
2021-07-09
23 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
LGBTQ+, Meetoo , Balance ton porc : révolution sa manipulation ?
Nisy taminareo namana mpanaraka ny pejy sy ny chaîne YouTube nanolo-kevitra hiresahana lohahevitra mahakasika ny "Mouvements Féministes" sy ny mety ho fiantraikany. Koa rehefa nandinika sy nanadihady elaela aho dia @ alalan'iretsy lohateny ambony iretsy no fomba entina hamakafakana izany. Tsara marihina fa tsy hanao famelabelarana mahakasika izany aho, fa ny zavatra horesahiko mahaliana ahy manokana dia ny fandihadiana ny hoe: INONA NO AO AMBADIK'IRETO HETSIKA FITAKIANA MIVAIVAY IRETO?
2021-07-02
1h 07
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
FITIAVAN-TANIDRANZANA (PATRIOTISME)
Noho isika efa mihatomotra ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 Jona ho avy izao, dia tsy hay atao ny hamela handalo fotsiny izany fotoana izany tsy hiresahana ny @ resaka FITIAVAN-TANINDRAZANA na ny PATRIOTISME. Ny fanontaniana mipetraka, iza na sokajin'olona toy inona no tena tia io tanindrazantsika malala io? Ny valiteny haroso eo mety somary hanaitra ny maro sy tsy hahazatra ny handre azy, ka manasa anao ary hanjohy ny pejy RJL sy ny chaine You tube izay samy handefa mivantana izany fandaharana izany.
2021-06-18
42 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
RESAKA "NATIONALITÉ" LE RAHA
Niteraka resa-be eo @ samy malagasy ilay volavolan dalana natolotry ny solombavam-bahoaka iray mahakasika ny hanomezana ny "Zom-pirenena malagasy" na (nationalité) ireo lazaina hoe "Apatrides". Tsy azo entina amin-kafanam-po fotsiny ny fandinihiana izany, ary koa tsy azo hamoraina ihany koa ka hanao dika mitovy be fahantany @ zay lazaina fa fanao maneran-tany izany. Ny Cercle de REFLEXION "Fiainam-pirenena mifandraika @ fiainam piangonana" eo anivon'ny RJL VOANTSINAMPY dia hitondra ny fomba fijeriny ihany koa manoloana izany. Ka hiezaka hanolotra ny sosokevitra izay notovozina miainga avy @ fandinihina ny zava misy maneran tany ampifandraisina @ maha Kristiana antsika.
2021-06-11
1h 08
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
METY HOFOANA VE NY ANARAM-PIANGONANA IRAY ?
Marina fa niteny ny Tompo Jesosy hoe: "na ny vavahadin'ny fiainan-tsy hita aza tsy haharesy azy" (Mat 16, 18). Ny tantara dia maneho fa nisy maro dia maro tokoa Fiangonana izay nanana ny naha izy azy no tsy misy intsony ankehitriny. Noresahana teto t@ eriny ny resaka hoe "Processus de désacralisation" hahatongavana ho @ "Sécularisation". Dia tohin'izany, ho aseho antsika eto koa ny "Infiltration" n"ireo hetsika laika izay TOA miaro ny zon'olombelona raha fijery azy ety ivelany, nefa toy ny "Cheval de Troie" manafina ny fikendrena ho famotehana avy ao anatiny.
2021-06-04
1h 25
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
DESACRALISATION sy SECULARISATION
Mivaraontsana mafy ery isika rehefa mahita irony sary zarain'ny olona ato @ facebook manoloana ireo trano fiangonana namidy ka tonga lasa trano fandraisam-bahiny, na tranom-boky, trano fivarotana lehibe ary misy aza lasa toeram-pandihizana mihitsy. Tsy tongatonga ho azy @ izao ireny fa efa izay no vokatra tazan'ny maso. Fa tao ambadik'ireny dia efa nisy asa misoko mangina nataon'ireo hetsiky ny laika "anti-cléricale" izay miha mahazo vahana eo anivon'ny fiaraha monina. Ny paik'ady nampiasain'izy ireo nahatongavana ho @ zany vokatra izany, dia ireo zavatra roa lehibe hobanjinintsika mandritra ny LIVE ho @ zoma izao: dia ny SECULARISATION ary ny DESACRALISATION.
2021-05-28
1h 13
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
PROCESSUS DE DEUIL
"Fasan'ny Firaisam-po"- "Filazana Manjo tohivakana" -"Very Faty" sns.... ireo teny ireo no miverimberina teo ambavan'ny maro tato ho ato. Asa angambany efa lasa zatra tsy fidiny isika amin'izao ora hitenenantsika izao fa tena lasa niorohoro ny maro na hanokatra ny "compte facebook" ny aza satria faty nikararana.Isan'ny tolokevitra iray tsy azo adinoina dia ny fametrahana ny atao hoe "PROCESSUS DE DEUIL". Tena ilaina izany, ka izay no tiana hozaraina ato ho fanolorana antsika tolo kevitra ho an'izay mety mila izany. Ity LIVE indray mitoraka ity izany dia hitondra soso-kevitra PRATIKA azo ampiharina...
2021-05-21
1h 15
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
NY TENA TOE-TSAINA SIANTIFIKA
Misy ireo mitonon-tena fa siantifika tsy mitapoka hono izy ireo, ka noho izany indrindra no tsy hinoany an'Andriamanitra. Ary ampiany aza hoe: "Je ne jures que par la science comme étant une vérité absolue". Io fomba fitenenana io fotsiny dia efa mamandrin-tena ilay olona satria mampiasa fomba fiteny na (langage religieux). Rehefa ianao mi "dogmatisé" ny hevitrao zany hoe mi "absolutiser" ny position raisinao, dia efa manao ilay siansa dradradradrainao ho lasa RELIGION ihany koa. Ho hiantsika ato @ ity video live ity fa ireny olona ireny dia mihevtra azy ho siantifika fa ny tena mari...
2021-05-14
1h 07
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
MANDRORA MITSILANY
"Andriamanitra [inoako] mpamorona fa tsy mpandrava. Iza izany no handrava sy hanapotika izao tontolo izao?"
2021-05-07
1h 18
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
FFKM ALOKANY VE SISA ?
Na inona na inoan ny sivilizationa nalaza sy nanana ny naha izy azy tokoa dia tonga @ teny vazaha izay hoe "Toutes bonnes choses ont une fin". Nandalo zany Sivilizationa egyptiana zany, persa, grika, romana, sns... Fandre foana ny hoe "fin du monde", fa izaho kosa tsy hiresaka ny @ zany fa ny ahy dia hilaza "FIN D'UN MONDE". Tsy miteny akory aho hoe foana na ho rava ny FFKM. Tsy any ny horesaka eto, fa raha atao ny analyse ny tantara nampalaza azy teo @ raharaham pirenena malagasy, dia toa ny alok'izany sisa no hita amin'izao. Ho...
2021-04-30
57 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
SAMPY SY POLITIKA/GEOPOLITIKA
Efa nolazaintsika tamin'ny fandaharana teo aloha fa i Satana no voalaza fa andrian'izao tontolo izao. Miezaka hifehy izao tontolo izao ho eo ambanin'ny saokany. Koa noho izany mazava ho azy fa tsy afa misaraka @ tontolo politika eny hatrany @ Geopolitika mihitsy aza (maneran-tany) ny fanompoan-tsampy. Ho aseho @ izao LIVE manaraka izao, inona avy no antony manosika ireo mpifehy maneran tany manapa kevitra mandany vola mihom-pampana hanorenana indray ny ARCHE DE PALMYRE any Syria ohatra, nefa eo akaikiny eo tanana maro no rava tsy azo honenan'ny mponina intsony, nefa io lazaina fa ho vakoka iraisam pirenena io no mahamatimaty...
2021-04-23
58 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
LUCIS TRUST
"Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra, fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'izao fahamaizinana izao, dia amin'ny fanahy ratsy eny @ rivotra" (Efes 6, 12). Moa tsy izany koa no nolazain'i Satana an'i Jesosy hoe "Mandoaleha eto anatrehako fa omeko anao izao tontolo izao"? Midika izany fa ny herin'ny maizina mihitsy no mifehy ny SYSTEME manerana izao tontolo izao. Ho aseho anao ato @ zao LIVE izao, fa tsy angano na arirarira fa namidy indramiko io voambolan'ny Paoly io, namidy ho andevon'ny Satana izao tontolo izao ka azo sambo belona. Io LUCIS TRUST io...
2021-04-16
58 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
FANTASME D'EUGENISME
Hatrizay ka hatramin'izao, dia nisy mandrakariva sokajin'olona izay nanana fiheverana fa misy ny olona noheverina fa "karazany ambany" (race inférieure) ary misy ny "caste" ambony. Izany no isan'ny manosika ireo sivilizationa nifandimby nanandevo olona na foko-pirenena iray.
2021-04-09
1h 19
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
MBOLA MISY VIDINY VE NY AINA ?
Misy oha-pitenenan'ny vazaha izay manao hoe "Il y a une ligne rouge à ne pas franchir" dans la vie. Kanefa dia malahelo ny milaza aminao fa tsy vitan'ny hoe efa nandingana lavitra be ilay tsipika mena raolombelona eo @ fikirakirana ny aina, fa lasa kilalaony sy fitaovana eo am-pelanany aza izany.
2021-03-26
1h 14
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
NECRONOMICON
Mbola tohin'ny fandaharana tamin'ny eriny lasa teo, dia mbola ho hitantsika ato @ ity laharana manaraka ity, fa nofinofin'ny Raolombelona mandrakariva ny hanana "Pouvoirs" mifehy izao rehetra izao.
2021-03-19
59 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
FAMOSAVIANA MODERNA
Tafitan'ilay Ratsy nampino izao tontolo izao fa tsy misy izy ka afaka niasa miadana tsy misy ahiahy, hany ka tafiditra @ andavanandrom-piainan'ny olona, indrindra indrindra eo @ tanora. Ho resahantsika eto fa tena lasa "phenomene" maneran tany izay betsaka raiamandreny tsy mahalala fa ny zanany tanora milalao devoly @ zao any @ reny sehatry ny Oniversite ireny. Araky ny fanadihadiana nivoaka dia isaky ny faculte iray dia fara fahakeliny dia misy "mpitaiza" ireo tanora zanantsika ireo mihambo fa manampy azy ireo noho ny fahasahiranan'ny ray amandreny niteraka azy reo miantoka fianarany.
2021-03-12
1h 10
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
APPRENTI SORCIER (Science vs. Science - Tohiny)
Mbola tohin'ny LIVE nataoko tamin'ny heirnandro lasa ihany ny fikirakirana ny siansa hanimbana ny siansa. Ary ao anatin'izany dia miana-kendry raha olombelona mikitika ny tsy fikitika. Anisan'izany ny "GEO INGENERIE"fa miseho te hanentsina ny "Couche d'ozone" simba hono nefa akora simika no ampiasaina hanaovana izany izay tsy maintsy miteraka fiantraikany loza be aloha, vao afaka antenaina hanentsina izany. Ary tsy mbola hay sy fantatra aza na ho mahomby na tsia hoy ny siantifika. Vokany dia lasa misy "Modification géographique" sy "modification biologique". Santionany ihany ireo fa ny tena ambadika dia fitahana i...
2021-03-05
1h 16
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
ORDO AD CHAOS (TOHINY) : Science vs. Science
"PERVERTIR LA SCIENCE POUR L'APPAT DU GAIN". Ny fikenedren'izy ireo dia mamboly ny IGNORANCE miainga avy @ Science. Mety hogaga ianao mandre izany, fa zay le ORDRE PAR LE CHAOS, ny science indray no lasa fitaovana afahana mamboly IGNORANCE. Izany no antony efa mijoro ny lalam-piofanana eny amin'ny oniversite mandinika io phénomène io izay atao hoe AGNOTOLOGIE.
2021-02-26
1h 11
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
ORDO AD CHAOS = INVERSION DES VALEURS
Matoa dradradraina ny hoe "Nouvel ORDRE Mondial" dia midika izany fa misy LAMINA HAFA mihitsy tiana apetraka asolo ny efa nisy hatrizay. Koa mba hahafahana hametraka izany lamina vaovao izany tsy maintsy atomboka @ fandravana @ alalan'io ORDO AD CHAOS io (Ordre par le le chaos). Amin'ny fomba ahoana anefa no hametrahana ny ny CHAOS? dia @ alalan'ny INVERSION DES VALEURS na PARADIGME. Horesahantsika rahampitso io paik'ady fametrahana ny INVERSION DES VALEURS io @ lafi piainana rehetra, ka ny TSARA dia vitany nandresy lahatra ny fiaraha monina fa RATSY. Ary ny mamoetra dia vitany nanova izany ho...
2021-02-19
1h 26
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
RESAKA "CASTE" LE RAHA
Hiverenantsika kely indray ny resaka "Pedophilie" indrindra indrindra mahakasika ny Pédo Satanique. Hatrizay ka hatramin'izao rehefa tratra ireo pédophile ireo dia ireo mpanera irakiraka foana no aseho eo anoloana fa niafina foana reo tena be hatoka tao ambadika.
2021-02-12
1h 11
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
FAMPIFANGAROANA NY FIVAVAHANA SY NY OCCULTISME, SPIRITISME, ESOTERISME
Inoako fa efa efa nandalo ny masonao ilay horonan-tsary malza Da Vinci Code sy ilay ankafizin'ny tanora maro maneran-tany HARRY POTTER.!!!!!! Dia samy finaritra ery isika mianakavy nijery an'ireny kanefa vitsy an'isa no nahalala fa ireny no atao hoe "outils de propagande" nanomana ny "terrain" mialoha hahatonga ny olona hisokatra bebe kokoa ho @ OCCULTISME sy SPIRITISME ary ESOTERISME. Nisy mpikaroka namoaka fanadihadiana fa taorian'iny horonan-tsary iny dia maro izay tsy izy ireo tanora nirotsaka ho @ io tontolo io. Tsy mahagaga raha mahita an'irony Groupes maro samihafa ato Facebook irony izay taloha niezaka mafy...
2021-02-05
1h 29
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
FAHALOVANA EO ANIVON'NY FIANGONANA
Tongotra vakivaky izy sady maharary no mahamenatra, kanefa na izany na tsy izany, tsy maintsy horesahina satria tafiditry ny "Virus" n'iretsy olon-dratsy izay tsy mianina intsony manao ny ataony. Efa noresahintsika hatrizay teto fa tena manafika mihitsy eo @ sehatry ny fivavahana mihitsy aza. Hialako tsiny mialoha @ izay mety ho sahirana @ izay zavatra horesahiko satria horesahana @ zany ny tranga PEDOPHILIE eo anivon'ny Fiangonana, ny fanararaotana ara nofo ataon'ireo mpitarika, ny famitahana ny mpivavaka hahazoana ny volany, ampiasiana daholo izao karazana anarana hafahafa izao hamitahana ny olona toy ity rangahy eto ambany ity milaza azy ho "Général de...
2021-01-29
1h 25
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
DATAISME-DIEU GOOGLE
Mbola mitohy hatrany ny "Esprit de Babel" misolo ho "la Tour de Google".
2021-01-22
1h 24
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
SERVICES CLUBS (Rotary Club, lion's club , B'nai B'rit, etc.)
Nisy fangatahana nataon'iray aminareo mpanaraka ny pejy ny hizarana ny mikasika ireo SERVICES CLUBS. (...) Rehefa nandeha ny fikarohana sy ny fifanakalozan kevitra dia nahaliana ahy satria nahatonga ahy tonga @ "Découvertes" zavatra hafa mihitsy. Koa ilay resaka SERVICES CLUBS no teboka fiaingana fotsiny fa ny tena nahavariana ny nahitana ny atao hoe "Système d'antichambre" izay ho hazavaiko amintsika eto.
2021-01-15
1h 15
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
MONDE IMAGINAL- ROSE CROIX- FRANC MAÇONNERIE
Isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'ny fahamaizinana, dia amin'ny Fanahy ratsy eny amin'ny rivotra" (Efesiana 6, 12)... Ho aseho eto fa ny fototra ara panahy ny Franc maçonnerie dia foto-pisainana mitonona ho SPIRITUALITÉ PERSE (Iraniana ankehitriny) izay milaza fa ireo "Initiés" no afaka miditra ao @ ilay atao oe "MONDE IMAGINAL.
2021-01-08
1h 26
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
NOUVELLE RELIGION GLOBALISTE - MAISON D'ABRAHAM- CITÉ DE DIEU
Hozaraina aminao "découverte" t@ 1995 nafenin'ny NASA kanefa nivoaka ihany izany ary hozaraina amitsika ny @ CITÉ DE DIEU. Setrin'izany dia miezaka mafy izy ireo sy ireo globalistes hifaninana mandrakariva @ asan'Andriamanitra ka misandoka hanolotra fivavahana vaovao GLOBALISTA ka miseho izany @ alalan'ilay tetikasa MAISON D'ABRAHAM.
2021-01-01
1h 19
Book Talk
Episode 5 - Book Talk
My hope is that these books will be a tool in the hands of the reader
2020-12-28
14 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
SYNCRETISME, SYMBOLISME ESOTERIQUE, CULTE SATANIQUE
Tandremo fa ny amboadia mitafy odi-janak'ondry ka tsy mahamenatra ireto olona ato N.O/M (Nouvel Ordre Mondial) aza misalotra ny fitafian'ny fivavahana kristiana hanafenany ny asa ratsiny. Koa adidiko ny manaitra ny saintsika ny @ ambadiky ny "Symbolisme ésotérique" ny fikasan-dratsin'Ilay Ratsy eny indrindra eo anivon'ireo Fiangonana mihitsy aza.
2020-12-25
1h 05
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
PROJET LIBRA
Tsy mitsahatra miha maventy hatrany ny tambazotra tsesaratsera Facebook. Tratry ny aretin'ny atao hoe "Folie des grandeurs" ry Mark Zuckerberg sy ny namany. Manakatra ny avo hatrany, ka mananana tanjona te hametraka ny "Système monétaire" azy manokana @ io alalan'io LIBRA io.
2020-12-18
1h 00
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
TRIADE: ARGENT- POUVOIR- OCCULTISME
Ho rentsika @ io fotoana io indray fa ireo toko telo ireo mahamasa- nahandron'ireo Elite Mondial ao @ Nouvel Ordre Mondial. Tsy misaraka ireo fa toy ny tranonkala, ho rentsika @ io video hataoko io fa ny "Motivation" sy hery mampiasa ireo olona ireo dia io resaka OCCULTISME io. Ka ny vola sy ny fahefana dia fitaovana fotsiny ihany hametrrahana ny fahefan'ilay rain'ny maizina.
2020-12-11
1h 11
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
FANOMPOANA AN'NY MAMOANA = CULTE DE MAMON
Iza no nanampo fa ny fampahantrana ny firenenao dia loharanom bola maharitra aho an'ireo mifehy ny toekarem-pirenena manerana tany izay eo ambanin'ny fifehezan'ireo BANQUES CENTRALES rehetra eran tany mikamabana ao @ BRI (Banque des Règlementations Internationaux).Programmer na ny hampahanatra ny firenentsika mba mba hahafahan'izy ireo miseho ho mpanampy @ alalan'ireo trosa mihoam-pampana. Izay fantany fa tsy ho voalohantsika mihitsy. Izany no hanome vahana malalaka azy avy eo handray an-tanana ireo secteurs clefs rehetra ka izy no mifehy ny toekarem-pirenenao amin'izay hitiavany azy.
2020-12-04
47 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
PHILANTROPIE CAPITALISME
Zohy fieren'ireto ELITE MONDIAL ireto ny fanaovana asa soa, izay marihina fa tsy ASA SOA velively satria marihina fa ireo olona ireo dia tsy manana "Etat d'âme" izany fa hoy indrindra fitenin'iray amin'izy ireo hoe: "Ce ne sont que des GENS" et non des PERSONNES. Ka ilay philantropie sandoka dia fitaovana maranitra iray eo an-tanany aza hampiboroboany ny fananan'izy ireo. Ny tanjona dia rehefa NAMPAHANTRAINA isika dia MIANKIN-DOHA @ izy ireo dia miseho ho MPITSINJO ny fiaraha monina izy ireo @ ataony fa FITAKA BE VAVA hanararaotana ny fahantran'ny olona aza izay mivadika ho loharanon karenany maharitra akory aza.
2020-11-27
46 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
TRANSHUMANISME
Isan'ny tetik'ady ho @ ilay LAMINA VAOVAO MANERAN-TANY ny TRANSHUMANISME. Tsy hafa akory izany, fa fametrahana sy famokarana olona lazaina hoe "Hybride" irony (Ampahany olombelona, ary ampahany efa akora elektronika, na informatika). Tsy nofinofy akory izany fa efa manomboka izany izy ireo. Tanjona roa no kendreny @ izany dia eo mazava ho azy ny zavatra takian'ny "Société de consommation" mila olona "performant" tsy marary intsony, mahavita manao asa mihoatra noho ny ora farafahabeany feran'ny lalam-panjakana, olona tsy mila fialan-tsasatra intsony. Fa ny tanjona faharoa izay tena lehibe indrindra, dia amin'ny alalan'izany no hahatraran'ireo ELITE MONDIAL ny at...
2020-11-20
52 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
GREAT RESET na REINITIALISATION
Manoloana ny Krizy ara ekonomika maneran tany, dia ampirisihana izao tontolo izao hiroso ho @ REINITIALISATION hoy ny TALE JENERALIN'NY FMI teo aloha CHRISTINE LAGARDE fony tamin'ny FORUM ECONMIQUE MONDIAL TANY DAVOS. Ny taona 2021 no heverina ho "Année de la réinitialisation" hirosoana ho @ SYSTEME MONETAIRE MONDIALE. Hatao inona daholo anefa izany? Hoy izy ireo ihany hoe: "Mba hahafahana manao io RESET io dia mila gouvernement matanjaka maneran-tany. Koa raha monaie mondiale dia mazava ho azy gouvernement mondial.
2020-11-13
44 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
EMPIRE UNIVERSEL - L'ESPRIT DE BABEL- LES IDOLES DE LA RÉPUBLIQUES
Efa manomboka ny fanenjehana ny Fivavahana Kristiana amin'ny endriny moderna sy vaovao, izay ratsy lavitra noho ny taloha, satria ankehitriny dia LOTOINA SY POTEHINA avy ao anatiny izany amin'ny alalan'ny fanaovana INFILTRATION toy ny fanaon'ny Communiste fahiny. Izao video izao dia natao hanampiana antsika hahay hamantatra sy hanavaka tsara ny VARY @ TSIPARIFARY sy ny fitaky ny fahavalo mody miseho ho namantsika nefa tena ambodia mitafy odi-janak'ondry ka mandripaka azy.prévalence juridique hanafenana ny hery ambadika mikirakira ny SYSTEME hametrahana ankolaka hery famoretana.
2020-11-06
49 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
LES PROTOCOLES DES SAGES DE SION
Rehefa avy niresaka mikasika ny Agenda 21 isika tamin'ny eriny, dia hiroso indray amin'ny famakafakana document iray izay tena tsy latsa-danja noho izany dia tsy hafa izany fa ny PROTOCOLE DES SAGES DE SION. Marihina fa niezaka mafy ireo izay olona voatohitohina tamin'izany hanafoana io "document" io na ihany koa nampiakatra @ raharaham pitsara mihitsy aza hiezahany handresena lahatra ny olona fa SANDOKA HONO io Document io. De ho hitantsika @ Zoma ho avy izao ny mahakasika izany fa ny azoko hambara sahady dia matoa nandanian'izy ireo volo tsy toko tsy foroana maro handresena lahatra ny fitsarana fa tsy marina ny fisian'io...
2020-10-30
36 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
AGENDA 21, NOUVEL ORDRE ECONOMIQUE MONDIAL, DENATURALISATION
Tohin'ny resaka farany mahakasika ny "Nouvel Odre Mondial ihany". Hamelabelarana ny programan'asan'ny ONU ao @ ilay tetikasa hoe AGENDA 21 izay nampidirina sy natsofoka ao @ drafitrasan'ny CONSEIL OECUMENIQUE DES EGLISES (C.O.E). Tanjona dia hametraka NOUVEL ORDRE ECONOMIQUE MONDIAL hoy BENOÎT XVI ka ho lasa lasitra iray izao tontolo izao. Hametrahana koa ORDRE MORAL UNIVERSEL arahina. Izay izy ireo ihany no hamaritra ny PENSEE UNIQUE. Mba hanamora fanapariahana izany dia miara miasa @ COE izy ireo. (Loharano documents: Avy @ mpiandraikitra ambony ao @ ONU - Tamin'ny Pastora namana mpiara miasa iray any Canada)
2020-10-23
44 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
MESSES NOIRES - RITES PEDO SATANIQUE - SNUFF VIDEOS
Ireo olom-bitsy farak'izay manan-katao dia mifamory amin'ny "Soirées privées". Amin'izany izy ireo dia manatanteraka ny atao hoe MESSES NOIRES. Manolotra ireo zaza tsy ampy taona ho an'i Moloka.
2020-10-16
20 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
[HP] ASAN'NY MAIZINA: FANODIKODINANA NY SAIN'NY MARO AN'ISA (Manipulation de masse)
Vidéo tohin'ilay resaka mahakasika ny NOUVEL ORDRE MONDIAL. Hiresahana ny paik'adin'ireo milaza azy ho ELITE MONDIAL mifehy ny maro an'isa ka mampiasa ireo olo malaza hananao "Influence" amin'ny olona mpankafy azy, hampitana ankolaka na mivantana ny hafatr'ilay Ratsy (Satana) izay miafina ao ambadik'ireny olo malaza ireny.
2020-10-09
26 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
[HP] NOUVEL ORDRE MONDIAL
Fizarana faharoa.
2020-10-09
57 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
[HP] NOUVEL ORDRE MONDIAL - VALINTENY FANAMPINY
Nandritra izao "Pandémie" Coronavirus izao dia tena toto afo ireo karazana famapahalalalam baovao re sy vakiana. Isan'ny nisongadina tamin'izany ny resaka fivoizana fa izao zava mitranga eran-tany izao dia isan'ny "Programa" na "ANDRANA" ihany koa amin'izany "Système NOUVEL ORDRE MONDIAL" tiana hapetraka eto @ izao tontolo izao. Ka ny fikendrena dia tsy ny Governemanta erantany miara manapaka kevitra zavatra iray iombonana. Fa ny tena marina dia heverina fa misy GOUVERNANCE MONDIAL ao ambadik'izany ka manery ankolaka na mivantana ireo firenenana hadray fanapahan-kevitra izay tian'izy ireo hizorana. Fanontaniana: AHOANA NY HEVTRAO MAH...
2020-09-04
51 min
Book Talk
Episode 4 - Book Talk, "Ministry Of Light"
2020-07-03
14 min
Bible Reading & Study The Book Of John
Bible Study And Reading In The Gospel According To Saint John (KJV) 1:19-28
Bible Study and reading in The Gospel According to John (KJV) 1:19-28; Make straight the way of The Lord
2020-03-20
14 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
ABRAHAM : Un exemple de Père Spirituel
Capsule vidéo catéchisme d'adulte.
2020-01-23
08 min
Book Talk
Episode 3 - Book Talk, "All For Joy"
Book tonight is, "All For Joy," letter and conclusion.
2020-01-18
14 min
Book Talk
Episode 2 - All For Joy
Introduction into "All For Joy." 'Challenging approach to Christian living.' Visit publishing website: lulu.com and also Morning Star of The New Testament.Com
2020-01-07
14 min
Bible Reading & Study The Book Of John
Episode 2 - Bible Reading & Study The Book Of John 1:16-18; Ephesians 1:23
Bible Study and reading in The Gospel According to John (KJV) 1:16-18; Ephisians 1:23 (Special Christmas Bible Study)
2019-12-24
14 min
Book Talk
Book's Tonight Are, "All For Joy" And "Journal"
My hope is that these books that Jesus has put in my heart to write for you will be a blessing
2019-12-12
14 min
Bible Reading & Study The Book Of John
Bible Reading & Study Of The Book Of John
Bible Study and reading in The Gospel According to John (KJV) 1:1-15
2019-12-04
14 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
[DINIDINIKA MAHASOA] FITAIZANA AORIAN'NY FAHASITRANANA
DINIDINIKA MAHASOA 9
2019-10-11
09 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
ABRAHAM AVENTURIER ?
CAPSULE VIDÉO CATÉCHÉTIQUE: ABRAHAM (1 ere Partie)
2019-06-21
11 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
[DINIDINIKA MAHASOA] Pacte amin'ny devoly
DINIDINIKA MAHASOA 08 (2019)
2019-05-07
15 min
I Crush BBQ Show
Ep9 - Breaking News RJL- April Fools
Unfortunately this was an April Fools Joke :) Breaking News I’m sitting with Robert Jacob Lerna who just inked a deal with some big Austin investors to open his very own BBQ joint! The concept of the joint is like no other. It will simply be named RJL Barbecue and will be located in Bee Cave Texas outside of Austin. The Saturday only joint will feature alternating pit masters from across the country. You can expect names like Sam Jones, Bryan Furman, Aaron Franklin, Rodney Scott, Andrew Munoz, Matt Horn, Leonard Botello IV, walter jetton among others. Th...
2019-04-02
00 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
NOE UN FOU DE DIEU ?
CAPSULE VIDÉO CATÉCHÉTIQUE.
2019-01-17
08 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
[DINIDINIKA MAHASOA] PAS DE FORMULE
DINIDINIKA MAHASOA 7 (2018): Sur le mouvement de réveil malagasy. L'attitude à adopter face aux personnes malades qui perdurent dans le temps. Qu'est ce que les MPIANDRY ne devraient pas faire?
2018-11-26
14 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
[CAPSULE CATECHÉTIQUE] LA TOUR DE BABEL
CAPSULE CATÉCHÉTIQUE: Refléxion biblique en lien avec ce qui se passe dans la société et dans le monde actuel. Le Nouvel Ordre mondial, la confusion, etc...
2018-11-19
11 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
[DINIDINIKA MAHASOA] IREO MARARY MIFATOTRA ROJO AO AMIN'NY TOBY
DINIDINIKA MAHASOA 6 (2018): Valiteny natao ho famaliana horonantsary fanadihadiana nataon'ny mpanao gazety vahiny iray mhakasika ireo marary mifatotra rojo vy. Droit de réponse à un Journaliste européen sur un reportage concernant le traitement considéré "d'inhumain" sur les malades dans les centres de réveils à Madagascar.
2018-09-01
12 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
[DINIDINIKA MAHASOA] FAMOAHAN-DEMONIA, FOMBA FIASA AMIN'NY DEMONIAKA
DINIDINIKA MAHASOA 5 (2018): Ny Tranga Demoniaka.
2018-06-14
14 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
L'ARBRE DE LA CONNAISSANCE DU BIEN ET DU MAL
L'ARBRE DE LA CONNAISSANCE DU BIEN ET DU MAL
2018-05-26
12 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
[DINIDINIKA MAHASOA] FAMOAHAN-DEMONIA
DINIDINIKA MAHASOA 4 (2018): FAMOAHAN-DEMONIA (Fizarana Voalohany | Exorcisme: Première partie).
2018-04-18
13 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
[Capsule Cathéchétique] C'EST QUOI LA MORT?
Capsule Cathéchétique: LA MORT
2018-04-10
11 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
[DINIDINIKA MAHASOA] Ny Famonjena TOBY (FIFOHAZANA)
DINIDINIKA MAHASOA 3 (2018) mikasika ny famonjena ireny Tobi-pifohazana ireny. Réflexions sur la vie du FIFOHAZANA MALAGASY autour du TOBY: Des lieux où se déroulent les conventions annuelles des enfants du FIFOHAZANA et aussi un centre ou un hospice qui prend en charge les personnes fragiles que ce soit sur le plan psychologique, psychique, spirituelles.
2018-02-08
12 min
Podcast pour la page RJL : une page qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.
[CAPSULE CATECHETIQUE] Tu es Poussière et tu retourneras poussière
Une capsule de réflexion sur L'Homme: Etait il mortel depuis sa création?
2018-01-16
09 min